Trano ahofa ambohidranando, akaikin'ny résidence panoramique ambatobe

300 000 Ariary

Publié le 2019-05-05 09:20:50
Description
Trano ahofa ambohidranando, akaikin'ny résidence panoramique ambatobe, efitrano efatra, lakozia roa, wc ivelany, misy jiro, lavadrano eo antokotany ihany, tokotany mifefy sy malalaka, tongan'ny fiara ary afaka atao parking, ny rivotra madio tsara misitaka kely ny ville, hofany : 300 000 Ar contact: 033 14 691 42 na MP

0 Commentaire(s)
Ajouter un commentaire
Petites annonces RABENJA FENO